mardi 18 mars 2008

LES VENDREDIS DU CDE n° 27

Ny Club Développement et Ethique (CDE) dia faly manasa anao
amin’ny fihaonana arahina adihevitra izay atao amin’ny Zoma 04 Aprily 2008 amin’ny 9 ora 30 ao amin’ny Collège Coindre Salle d’oeuvre Catholique – Arivonimamo – Faritra Itasy


Lohateny : Ny toeran’ny Kaominina ao anatin’ny fampandrosoana ny Faritra


Mpandahatra RADERT Serge, Lefitrin’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo-Renivohitra (CUA), Mpandrindra Jeneralin’ny Programa PREA sy PGDI teo aloha, Minisitry ny Indostria sy ny Asa-tanana teo aloha ary Sekretera Jeneralin’ny fikambanana CDE


RASAMIHARISOA, Tompon’andraikitra ny Raki-kevitra


RABEMANANJARA Albain, Mpandraharaha


Mpandrindra RANAIVO Alain, Tompon’andraikitrin’ny Fanentanana CDE


Misaotra Tompoko